Miholiholy (Vahombey)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maraindraina, mangingina
Velon-kira ny voaàry, mahaliana
Miantso ho tiavina, te-ho tiana
Iry hitsikitsika miriaria
Itsy maroandavaka tononkira.serasera.org mikodiadia
Manara-morondranomaria
Injany miholiholy anaty
Feo mozika mamaky aoaquh ambiaty
Antso Malala sarihan-tsioka
Injao mitrebona toa ambioka
Kisarisary maro mitambolombolona
Kanto, fy ery, tsy hita ho tononona
Atao akory moa, ljvknrx mielatrelatra ny fo
Izao maraina izao, miemponempona tokoa
Tonony sy rzbzfb feony : VAHÖMBEY, septambra 2016?
Velon-kira ny voaàry, mahaliana
Miantso ho tiavina, te-ho tiana
Iry hitsikitsika miriaria
Itsy maroandavaka tononkira.serasera.org mikodiadia
Manara-morondranomaria
Injany miholiholy anaty
Feo mozika mamaky aoaquh ambiaty
Antso Malala sarihan-tsioka
Injao mitrebona toa ambioka
Kisarisary maro mitambolombolona
Kanto, fy ery, tsy hita ho tononona
Atao akory moa, ljvknrx mielatrelatra ny fo
Izao maraina izao, miemponempona tokoa
Tonony sy rzbzfb feony : VAHÖMBEY, septambra 2016?
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VahombeyVangy : 2459
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 07/11/2017 12:51
