Miholiholy (Vahombey)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maraindraina, mangingina
Velon-kira ny voaàry, mahaliana
Miantso ho tiavina, te-ho tiana

Iry hitsikitsika miriaria
Itsy maroandavaka mikodiadia
Manara-morondranomaria

Injany miholiholy anaty
Feo mozika mamaky gstjit ambiaty
Antso Malala sarihan-tsioka
Injao mitrebona toa rlvnve ambioka

Kisarisary maro mitambolombolona
Kanto, fy ery, tsy hita ho rhgfixow tononona
Atao akory moa, mielatrelatra ny tononkira.serasera.org fo
Izao maraina izao, miemponempona tokoa


Tonony sy feony : VAHÖMBEY, septambra 2016?

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Vahombey
Visites : 2387
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 07/11/2017 12:51
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0902