Andavanandro (Vahombey)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy arira na angano no ho tantaraiko anao izao hariva izao
Na diavolana koa aza ny andro ny andro
Tsy angola yhcj tantely teny mamy toy ny hoe "tiako ianao"
Ka mitanisa ny lazo ny andavanandro pxgpopts andavanandro
Raha vao mangiran-dratsy Ra-maraina vao maraina
Dia sahy mandeha miremby vola kely ody aina
Isan’andro izao mandadilady mitady
Izay kely azo atao izay ihany no azo atao
Arira sa angano no tantaraiko anao izao tankariva izao
Sady diavolana kokoa mantsy ny andro ny andro
Mampiangola tantely teny mamy toy ny hoe "tiako ianao"
Voaravaky ny tsikinao jubcuczd ny andavanandro andavanadro
Saingy raha vao mangiran-dratsy Ra-maraina vao maraina

Izay kely azo atao izay ihany tononkira.serasera.org no azo atao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : VahombeyVisites : 5298
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 21/10/2005 18:38