Mitopa (Vahombey)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitopa miantsinana
Mitopa mianavaratra
Mitopa mianatsimo
Miankandrefana
Ny eritreritro eto ihany ka

Ento mora lala ô
Moramora
Moramora lala ô
Moramora aky

Tsy alatsinainy , tsy atalata
Alarobia , alakamisy
Tsy azoma, tsy ankitsahatra

Vezika etsy sy eroa
Lomay lava tsy ankiato
Henjikenjika fotoana
Miasa foana, miasa foana

Valabalaka sorena
Kizitin-dava ho’aho ny tena
Soa mierina ny andro
Hitsotsorana andro atondro

Miropa miantsinana
(...)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Vahombey
Vangy : 2738
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fiffi
Daty : 13/09/2007 06:55
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0118