Miholiholy (Vahombey)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maraindraina, mangingina
Velon-kira ny voaàry, usfkqjd mahaliana
Miantso ho tiavina, te-ho tiana
Iry hitsikitsika miriaria
Itsy maroandavaka mikodiadia
Manara-morondranomaria
Injany miholiholy anaty
Feo mozika mamaky ambiaty
Antso urhvmf Malala sarihan-tsioka
Injao mitrebona kszsh toa ambioka
Kisarisary maro mitambolombolona
Kanto, tononkira.serasera.org fy ery, tsy hita ho tononona
Atao akory moa, mielatrelatra ny fo
Izao maraina izao, miemponempona tokoa
Tonony sy feony : VAHÖMBEY, septambra 2016?
Velon-kira ny voaàry, usfkqjd mahaliana
Miantso ho tiavina, te-ho tiana
Iry hitsikitsika miriaria
Itsy maroandavaka mikodiadia
Manara-morondranomaria
Injany miholiholy anaty
Feo mozika mamaky ambiaty
Antso urhvmf Malala sarihan-tsioka
Injao mitrebona kszsh toa ambioka
Kisarisary maro mitambolombolona
Kanto, tononkira.serasera.org fy ery, tsy hita ho tononona
Atao akory moa, mielatrelatra ny fo
Izao maraina izao, miemponempona tokoa
Tonony sy feony : VAHÖMBEY, septambra 2016?
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : VahombeyHits : 2460
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 07/11/2017 12:51
