Tomany valala (Vahombey)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
’Ketriketrika, hono ny azy ny loha
Nila, kisa, nila tononkira.serasera.org vaniny, niemponiempona ny fony
Nanahy hrlhye ny hivadika ondana
Raiki-tahotra sao hivadika ati-doha
Iny izy hilomay, nihazakazaka-dava, nirifatra, fuznouk niridana
Hanary aina an-tany karakaina
Asa nivika sa tomika
Ny fony gogogogo, rucwfydb valalan’amboa, valalan’alika

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : VahombeyVisites : 3296
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fiffi
Date : 13/09/2007 06:54