Ankamantatra (Vahombey)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Afakafaka aho nahita arira nihantona anabakabaka eny
Lonjotra toa voankazo mamy miandry hotazana.
Afakafaka aho nahay nanongila-tsofina indray takariva
Nahare tanisa angano fanaon’i Kaky rehefa diva hatory.
Hotehiriziko ao anatiko avokoa ireo andilatra vatosoa sy volamena.
Hotsotsofiko, diodioviko, polesidesiko.
Ho tarafin’ny masondro vao maraina.
Afakafaka aho mahita harena divlw tsy ambarako n’iza n’iza.
Afakafaka aho tononkira.serasera.org mahita harena tsy ambarako dkjlgdj afa tsy elpedug amizay afa-po.

--------
Rohy: