Ankamantatra (Vahombey)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Afakafaka aho nahita arira nihantona anabakabaka eny
Lonjotra tononkira.serasera.org toa voankazo mamy miandry hotazana.
Afakafaka aho nahay nanongila-tsofina indray takariva
Nahare tanisa angano fanaon’i Kaky rehefa diva hatory.
Hotehiriziko ao anatiko avokoa ireo andilatra vatosoa sy volamena.
Hotsotsofiko, diodioviko, polesidesiko.
Ho tarafin’ny masondro vao maraina.
Afakafaka aho yjtrw mahita harena tsy ambarako n’iza n’iza.
Afakafaka xzxez aho mahita iwmarh harena tsy ambarako afa tsy amizay afa-po.

--------
Rohy: