Ankamantatra (Vahombey)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Afakafaka aho nahita arira nihantona anabakabaka eny
Lonjotra toa voankazo nqufp mamy miandry hotazana.
Afakafaka aho nahay nanongila-tsofina indray takariva
Nahare tanisa angano fanaon’i Kaky rehefa diva hatory.
Hotehiriziko ao anatiko avokoa ireo andilatra tononkira.serasera.org vatosoa sy senlp volamena.
Hotsotsofiko, diodioviko, polesidesiko.
Ho tarafin’ny masondro vao maraina.
Afakafaka aho mahita harena tsy ambarako n’iza n’iza.
Afakafaka aho mahita harena tsy ambarako afa tsy gzonear amizay afa-po.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Vahombey
Vangy : 4861
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fiffi
Daty : 13/09/2007 07:00
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0434