MATOKIA MIASA JESOSY (TZA Lazaina (Tanora Zanaka Ampielezana - Lazaina))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Satry tononkira.serasera.org foana ho faly ny fo,
Nefa trotraka ihany indraindray.
Satry foana ho fiainana soa,
Fa dia kivy sy mangaihay.

Malomaloka sy maizina
‘Lay maraina ‘zay nandrasana,
Ngolingoly ny fo sy fanahy,
Malahelo, mitanondrika.

Namako mahantra (ô!)
Amin’ny Anaran’Ilay Jesosy Tia:
Afa-patotra ianao, matokia!


Satry foana mba ququky hiriaria,
Nefa tojo aretina indray,
Teo mba ravo sy mirana ery
Fa: ‘zao ndmlaoic indray ketraka sy mkolay.

Namako marary  (ô!)
Amin’ny pdik Anaran’Ilay Jesosy Tia:
Sitrana re ianao, matokia!

Namako voageja (ô!)
Amin’ny Anaran’Ilay Jesosy Tia:
Ny fanaintainanao: mialà!
Amin’ny Anaran’i JESOSY!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : TZA Lazaina (Tanora Zanaka Ampielezana - Lazaina)
Vangy : 2128
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Heriniaina_Andriamanjato
Daty : 11/07/2016 12:49
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0298