INTY AHO RAIKO (TZA Lazaina (Tanora Zanaka Ampielezana - Lazaina))
https://tononkira.serasera.org/hira/tza-lazaina-tanora-zanaka-ampielezana-lazaina/inty-aho-raiko-1
Ray ô!Mpanota tsy mba mendrika ‘ty zanakao ,
Malemy saina hany ka dia mora lavo ,
Ray ô!
Mba te ho marina aho eo anatrehanao ,
Kanefa, Ray ô! Lalan-kafa indray no mba
Nalehako fa tsy ‘lay lalan-tsara efa nizoranao.
Ref:
Mbola ifonako ry Raiko tena tia,
Mbola inoakTsiky dia ampyo ilay tananao mitsotra,
Mitantana ahy , misarika ahy hanara-dia,
Fehezo, tano aho Raiko tia ô!
Ray ô!
Tena mba haiko ny mangataka Aminao
Sy ny manonontonona ny Anaranao .
Ray ô!
Mahay ny fombafomba fanompoana Anao aho,
Kanefa Ray ô! be ny diso vitako
Ary mandika ilay lalan-tsara efa nizoranao