HALLELUIA (TZA Lazaina (Tanora Zanaka Ampielezana - Lazaina))
https://tononkira.serasera.org/hira/tza-lazaina-tanora-zanaka-ampielezana-lazaina/halleluia-1
Hidera an’i JehovahAmin’ny foko rehetra aho
Am-pivorian’ny marina
Sy ny fiangonan-dehibe
Manao izay hahatsiarovana
Ny fahagagana ataony Izy
Miantra sy mamindra fo
Mamindrtononkira.serasera.orga fo Jehovah
Ref :
Madera sady malaza
Ny asany , ny asany
Ary ny fahamarinany
Maharitra mandrakizay
Ny fahatahorana an’i Jehovah
No fiandoham-pahendrena
Maharitra mandrakizay
Ny fiderana Azy
Ref…