JESO TOMPO ANDRANDRAIKO (TZA Lazaina (Tanora Zanaka Ampielezana - Lazaina))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jeso Tompo andrandraiko
Sy banjiniko tokoa
Ny hafaliana tanisaiko
Nomenao avokoa
Fa tononkira.serasera.org ny raho-nitatao
Sy ny alahelom-po
Efa nodiovinao Jeso
Tompo sy Mpamonjiko

Ref: O! Manjakà Ianao anatiko
Tsy misy fetra hoe apetrako
Avia Jeso mitoera amiko ô!
Omeko anao ny qvktp fo sy tenako

Jeso ô! tsaroako androany ,
Fony Ianao tety an-tany :
Ompa zucfzl , latsa , eso , vono
Nitondranao faisana
Nefa niaretanao tompb ,
Mba ho fanavotana ahy
Ka misaotra Anao , Jeso
Eny mankasitraka

Ref: O! Manjakà…

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : TZA Lazaina (Tanora Zanaka Ampielezana - Lazaina)
Vangy : 2008
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Heriniaina_Andriamanjato
Daty : 16/07/2016 08:29
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0426