MATOKIA MIASA JESOSY (TZA Lazaina (Tanora Zanaka Ampielezana - Lazaina))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Satry foana ho faly ny fo,
Nefa trotraka ihany indraindray.
Satry foana ho fiainana soa,
Fa dia kivy sy mangaihay.

Malomaloka kssfnzaj sy maizina
‘Lay maraina ‘zay nandrasana,
Ngolingoly ny fo otthyvcz sy fanahy,
Malahelo, mitanondrika.

Namako mahantra (ô!)
Amin’ny Anaran’Ilay Jesosy Tia:
Afa-patotra ianao, matokia!


Satry foana mba hiriaria,
Nefa tojo aretina indray,
Teo mba fknnx ravo sy mirana ery
Fa: ‘zao indray ketraka sy mkolay.

Namako marary  (ô!)
Amin’ny Anaran’Ilay Jesosy Tia:
Sitrana re ianao, matokia!

Namako voageja (ô!)
Amin’ny Anaran’Ilay Jesosy Tia:
Ny fanaintainanao: mialà!
Amin’ny Anaran’i JESOSY!

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7369