TSY MBA HO RESY AHO (TZA Lazaina (Tanora Zanaka Ampielezana - Lazaina))

Tsy mba ho resy mihitsy aho Jeso
Miaraka Aminao, Tompo (Tia).
Matoky tena mihitsy aho Jeso:
Ianao no ato amiko.

O! Fifaliako ny manana Anao,
Tsy avelako (intsony) Ianao, Tompo (TiTsiky dia ampya),
Ny ho mpandresy manahaka Anao:
Izay no tarigetrako, (‘Zay no tarigetrako)

Ref: Aza mahafoy na mahasaraka ahy
Jeso Malala ô! Fikiriko Ianao.
Na aiza aleha, n’inon’inona atao
O! Mombà Ianao Jeso.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : TZA Lazaina (Tanora Zanaka Ampielezana - Lazaina)
Mpamaky : 1005
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Heriniaina_Andriamanjato
Tamin'ny : 11/07/2016 12:49:23
ID : 8681

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo