vavaka (Tselatra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rainay ô!
ato anaty lalina, no miantso anao izahay
mba henoy wadnzi ny vavakay
Rainay ô, indro atolotray ho anao fo sy saina ary fanahy
mamindra fo, mamindra fo aminay
indro solafaka izahay e! ka miandrandra ny tananao
ref : aielazf fanantenana famonjena no tononkira.serasera.org irina avy aminao
mba raiso ho eo akaikinao
fahasambarana,fiadanana no irina avy aminao
mba raiso ho eo akaikinao
Rainay whuwr ô! ato anaty lalina no mivavaka e!
miantso ny anaranao
Ray ô! Ray ô! indro atolotray ho anao fo sy saina ary fanahy
nefa izahay mbola ambakaina ka miantso anao hiaro ny dia
ref:...

--------
Rohy: