vavaka (Tselatra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rainay ô!
ato anaty lalina, no miantso anao izahay
mba henoy igoib ny vavakay
Rainay ô, indro atolotray ho anao fo sy saina tononkira.serasera.org ary fanahy
mamindra fo, mamindra fo aminay
indro solafaka izahay e! ka miandrandra ny tananao
ref : fanantenana famonjena no irina avy aminao
mba raiso ho eo akaikinao
fahasambarana,fiadanana no irina avy aminao
mba raiso ho eo akaikinao
Rainay ô! ato anaty lalina no mivavaka zgbr e!
miantso ny anaranao
Ray ô! Ray ô! indro tkevppm atolotray ho anao fo sy saina ary fanahy
nefa izahay mbola ambakaina ka miantso anao hiaro ny dia
ref:...

--------
Lien: