Iriko (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- (Iriko tokoa re Jesosy ô mba ho AnaoNy foko rehetra anjakanao
Fa ela dia ela Jesosy ô
No niriko ho Anao irery ihany)×2
Refrain:
(Jesosy ô mba meteza re Hianao
Jesosy ô manjaka anatiko ao Hianao
Jesosy ô mba meteza re Hianao
Jesosy ô manjaka anatiko ao Hianao)×2
2- (Fa be fahavalo Tompo ô ny ety
Kanefa Hianao no mpiaro
Ny mino rehetra tsy ho simban'ny ota
Handresy hatrany hatrany)×2
Refrain:
(Jesosy ô mba meteza re Hianao
Jesosy ô manjaka anatiko ao Hianao
Jesosy ô mba meteza re Hianao
Jesosy ô manjaka anatiko ao Hianao)×4
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HAHits : 23
Likes : 0 Like
Created by : Njaranjara
Date : 13/03/2025 07:41
