Olon'afaka (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Olon’afaka mlwneb izahay ry Jesosy Tomponay
Fa resinao ny fahavalonay
'Lay satana lozabe tononkira.serasera.org izay nangeja hatrizay
Ry Tompo ô! Ndreo fa resinao
Faly, ravo ‘zany foko
Fa nisinda ny toloko
Fahoriana gink sesehena
Nosoloinao famonjena
Fikasako anie ry Tompo ny androko rehetra
Ry Jesosy ô, atolotro ho Anao
Ka diovy, hamasino ny tenako sgjr rehetra
Fa Hianao no tena Masina
Fa resinao ny fahavalonay
'Lay satana lozabe tononkira.serasera.org izay nangeja hatrizay
Ry Tompo ô! Ndreo fa resinao
Faly, ravo ‘zany foko
Fa nisinda ny toloko
Fahoriana gink sesehena
Nosoloinao famonjena
Fikasako anie ry Tompo ny androko rehetra
Ry Jesosy ô, atolotro ho Anao
Ka diovy, hamasino ny tenako sgjr rehetra
Fa Hianao no tena Masina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HAVangy : 3501
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njaranjara
Daty : 13/03/2025 06:23
