Feo mitaona (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny voahary injao fa velon-kira
Mifaly aoka izany, toa feno hery vao
Fa nahazo ny icpt maraina vaovao
Fa dify tsy hita nandao ‘lay aizim-be
Fiv:
'Njao mitaona antsika hiara-paly hikorana
Mba hidera lay Tsitoha feno fahasoavana
He mitaona mba hijery sy hibanjina hatrany
Famonjena sarobidy, tsy voavidy sanatria
Efa misy sahaza ho anao
Ho anao izay mijaly fadiranovana
Ka araraoty, araraoty ny mazava
Fa miandry antsika Jesosy Tompo soa
O iriko tononkira.serasera.org handre tsy ankiato
Ny feonao ry Tompo mamoky ny fanahy
Feo mahery feo mitaona feno acfcj toky
Andeha zuijep re ry miaina ho namako hianao
Mifaly aoka izany, toa feno hery vao
Fa nahazo ny icpt maraina vaovao
Fa dify tsy hita nandao ‘lay aizim-be
Fiv:
'Njao mitaona antsika hiara-paly hikorana
Mba hidera lay Tsitoha feno fahasoavana
He mitaona mba hijery sy hibanjina hatrany
Famonjena sarobidy, tsy voavidy sanatria
Efa misy sahaza ho anao
Ho anao izay mijaly fadiranovana
Ka araraoty, araraoty ny mazava
Fa miandry antsika Jesosy Tompo soa
O iriko tononkira.serasera.org handre tsy ankiato
Ny feonao ry Tompo mamoky ny fanahy
Feo mahery feo mitaona feno acfcj toky
Andeha zuijep re ry miaina ho namako hianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HAVangy : 619
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njaranjara
Daty : 13/03/2025 06:35
