Iriko (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- (Iriko tokoa re Jesosy ô mba ho Anao
Ny foko rehetra anjakanao
Fa ela dia ela Jesosy ô
No niriko ho Anao irery ihany)×2

Refrain:
(Jesosy ô  mba meteza re Hianao
Jesosy ô manjaka anatiko ao Hianao
Jesosy ô  mba meteza re Hianao
Jesosy ô manjaka anatiko ao Hianao)×2

2- (Fa be fahavalo Tompo ô ny ety
Kanefa Hianao no mpiaro
Ny mino rehetra tsy ho simban'ny ota
Handresy hatrany hatrany)×2

Refrain:
(Jesosy ô  mba meteza re Hianao
Jesosy ô manjaka anatiko ao Hianao
Jesosy ô  mba meteza re Hianao
Jesosy ô manjaka anatiko ao Hianao)×4
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.6083