Ampidiro aloha ny tenimiafina
Iriko (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- (Iriko tokoa re Jesosy ô mba ho Anao
Ny foko rehetra anjakanao
Fa ela dia ela kfez Jesosy ô
No niriko ho Anao irery qyhy ihany)×2
Refrain:
(Jesosy ô mba meteza re Hianao
Jesosy ô manjaka anatiko ao Hianao
Jesosy ô mba meteza re Hianao
Jesosy ô manjaka anatiko ao Hianao)×2
2- (Fa be fahavalo Tompo ô ny ety
Kanefa Hianao no mpiaro
Ny ymch mino rehetra tsy ho simban'ny ota
Handresy hatrany hatrany)×2
Refrain:
(Jesosy ô mba meteza re Hianao
Jesosy tononkira.serasera.org ô manjaka anatiko ao Hianao
Jesosy ô mba meteza re Hianao
Jesosy ô manjaka anatiko ao Hianao)×4
Ny foko rehetra anjakanao
Fa ela dia ela kfez Jesosy ô
No niriko ho Anao irery qyhy ihany)×2
Refrain:
(Jesosy ô mba meteza re Hianao
Jesosy ô manjaka anatiko ao Hianao
Jesosy ô mba meteza re Hianao
Jesosy ô manjaka anatiko ao Hianao)×2
2- (Fa be fahavalo Tompo ô ny ety
Kanefa Hianao no mpiaro
Ny ymch mino rehetra tsy ho simban'ny ota
Handresy hatrany hatrany)×2
Refrain:
(Jesosy ô mba meteza re Hianao
Jesosy tononkira.serasera.org ô manjaka anatiko ao Hianao
Jesosy ô mba meteza re Hianao
Jesosy ô manjaka anatiko ao Hianao)×4
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HAVisites : 858
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Njaranjara
Date : 13/03/2025 07:41
