Aza manamafy (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza manamafy ny fonao efa voageja
Tsy hanan-tsafidy anatin’ny aizin’ny ota
Fa aoka hatoky Ilay maty ho Anao
Nandatsaka ny rany wjyfq mba ho famonjena anao
F’izao tontolo izao anie
Sy izay rehetra eo aminy
Dia zava-poana avokoa
Ka yxnmkqoo tsy azo antenaina ô!
Aza manamafy ny fonao efa voageja
Tsy hanan-tsafidy anatin’ny aizin’ny ota
Fa aoka hatoky Ilay maty jrfts ho Anao
Nandatsaka ny rany mba ho famonjena anao
Fa tsy ho fantatrao tokoa
Izay ho rahampitsonao
Sao dia anio
No farany tononkira.serasera.org hahavelomanao ô!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HAVangy : 477
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njaranjara
Daty : 13/03/2025 07:47