Mitamberina (Tovo J'Hay)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Masoandro mody malefaka e!
Tazako ery miankandrefana
Mandalo izy miserana,
Miverina idray refa tonga ldrw ’lay maraina

Ireo tso-drivotra manafosafo ny tontolo,
Ampin\\’ny hazavana ts mety bobongolo,
Ny aingon’ ny lanitra ny sariny,
Mampanembona indray hamonjy ny akaniny

REF: Ra tononkira.serasera.org mbola misy iny lanitra iny, tsy maintsy misy fifaliana
         Na ho sasatra hrzdxbm aza izy, na ho reraka aza izy,
         Minia ny mbola ho avy,
      umozaz    Tsy maintsy miverina, fa fy mitamberina,
         Mandalo miserana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tovo J'Hay
Vangy : 10456
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Baly
Daty : 27/10/2004 09:24
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1976