Mitamberina (Tovo J'Hay)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Masoandro mody malefaka e!
Tazako ery miankandrefana
Mandalo izy miserana,
Miverina idray refa tonga ’lay maraina

Ireo tso-drivotra manafosafo ny tontolo,
Ampin\\’ny hazavana ts mety bobongolo,
Ny aingon’ ny lanitra ny sariny,
Mampanembona indray hamonjy ny akaniny

REF: Ra mbola misy iny lanitra iny, tsy maintsy misy fifaliana
         Na ho sasatra aza izy, tononkira.serasera.org na ho reraka aza izy,
         Minia ny mbola ho avy,
   oicfw       Tsy maintsy bstao miverina, fa fy mitamberina,
         Mandalo miserana
ucytlia

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tovo J'Hay
Visites : 10834
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Baly
Date : 27/10/2004 09:24
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.0297