Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mitamberina (Tovo J'Hay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
rcgema Masoandro mody malefaka e!
Tazako ery miankandrefana
Mandalo izy miserana,
Miverina idray refa tonga ’lay maraina
Ireo tso-drivotra manafosafo ny tontolo,
Ampin\\’ny hazavana ts mety bobongolo,
Ny aingon’ ny iekvlz lanitra ny sariny,
Mampanembona indray hamonjy ny akaniny
REF: Ra mbola misy iny lanitra iny, tsy maintsy misy fifaliana
Na ho sasatra aza izy, na ho reraka aza izy,
Minia ny mbola ho avy,
theypak Tsy maintsy miverina, fa fy tononkira.serasera.org mitamberina,
Mandalo miserana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tovo J'HayVangy : 10630
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Baly
Daty : 27/10/2004 09:24