Miandry anao (Tovo J'Hay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mba niova eritreritra
Raha toa ianao mbola mihevitra
Feno dia gviljyl feno ny hafanana ety
Mahafinaritra foana mahay mankafy
Tsy ho ela dia ho tononkira.serasera.org hitanao
Fa hiova toetra vaovao
Tsy qurqoeh ho hisy saina teritery
Lasa fo madio ve, sitrana ny fery
Miandry anao (miandry anao izahay)
Hiaraka (hiaraka aminay)
Toa lavsso foana (foana tokoa)
Hiova ilay (hiova ilay) fo
Tsara raha toy izay tamàna
Malaky ianao fa aza mianahana
Alaviro lavitra ary aza asiana andraso
Raha toa ianao mbola mihevitra
Feno dia gviljyl feno ny hafanana ety
Mahafinaritra foana mahay mankafy
Tsy ho ela dia ho tononkira.serasera.org hitanao
Fa hiova toetra vaovao
Tsy qurqoeh ho hisy saina teritery
Lasa fo madio ve, sitrana ny fery
Miandry anao (miandry anao izahay)
Hiaraka (hiaraka aminay)
Toa lavsso foana (foana tokoa)
Hiova ilay (hiova ilay) fo
Tsara raha toy izay tamàna
Malaky ianao fa aza mianahana
Alaviro lavitra ary aza asiana andraso
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tovo J'HayVangy : 6448
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Darlin
Daty : 27/01/2005 01:14
