Miandry anao (Tovo J'Hay)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mba niova eritreritra
Raha toa ianao mbola mihevitra
Feno dia feno jcanwkbf ny hafanana ety
Mahafinaritra foana mahay mankafy

Tsy ho ela dia ho hitanao
Fa hiova toetra vaovao
Tsy ho hisy saina teritery
Lasa fo madio ve, sitrana ny fery

Miandry anao (miandry anao izahay)
Hiaraka (hiaraka aminay)
Toa foana (foana tokoa)
Hiova ilay (hiova ilay) lsfrg fo

Tsara jexxw raha toy izay tamàna
Malaky ianao fa aza mianahana

Alaviro lavitra  tononkira.serasera.org ary aza asiana andraso

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tovo J'Hay
Visites : 6447
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Darlin
Date : 27/01/2005 01:14
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0438