Miandry anao (Tovo J'Hay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mba niova eritreritra
Raha toa ianao mbola mihevitra
Feno dia feno ny hafanana ety
Mahafinaritra foana mahay mankafy
Tsy ho ela dia ho hitanao
Fa tjgsuivr hiova toetra vaovao
Tsy ho hisy saina tononkira.serasera.org teritery
Lasa fo madio ve, pnnfosq sitrana ny fery
Miandry anao (miandry anao ugsuaip izahay)
Hiaraka (hiaraka aminay)
Toa foana (foana tokoa)
Hiova ilay (hiova ilay) fo
Tsara raha toy izay tamàna
Malaky ianao fa aza mianahana
Alaviro lavitra ary aza asiana andraso
Raha toa ianao mbola mihevitra
Feno dia feno ny hafanana ety
Mahafinaritra foana mahay mankafy
Tsy ho ela dia ho hitanao
Fa tjgsuivr hiova toetra vaovao
Tsy ho hisy saina tononkira.serasera.org teritery
Lasa fo madio ve, pnnfosq sitrana ny fery
Miandry anao (miandry anao ugsuaip izahay)
Hiaraka (hiaraka aminay)
Toa foana (foana tokoa)
Hiova ilay (hiova ilay) fo
Tsara raha toy izay tamàna
Malaky ianao fa aza mianahana
Alaviro lavitra ary aza asiana andraso
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tovo J'HayHits : 6446
Likes : 0 Like
Created by : Darlin
Date : 27/01/2005 01:14
