Fihin-tànanao (Tovo J'Hay)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako ianao, keofkxn tiako ianao
Ilay tsikinao isa-maraina d'efa ampy ahy
Ho fifaliako, sitrako sy tiako
Fankaherazanao manala ahiahy
Tsy hohadinoiko, voasikotra am-poko
Fihin-tananao maneho reihsgzh fahavononana
Mba hiatrika izay adiko sy olana

Raha sendra mitomany, ho tojo ilay ankaso
Ny tananao no inoako, mahafafa ranomaso
Tsy anjely nefa ianao, mifono mistery amiko
Be sxqogpjr fitiavana, andrianiko ho tiaviko

Indro aho fa niova nanam-pahendrena
Niova ny fiainako, niova ny fisainako
Dia tsisy afa-tsy ianao no voajeriko
Mamiko tiako, tokana fidiako
Tokinao, tsikinao, ampy ho andriko
Efa fantatrao fa ianao tononkira.serasera.org anie no kiadiko

Tsy taitra randram-bao, fa mionona aminao
Anaty tsy mba re, tsy sanatria voafehy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0114