Fihin-tànanao (Tovo J'Hay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako ianao, tiako ianao
Ilay tsikinao isa-maraina d'efa ampy ahy
Ho fifaliako, sitrako sy tiako
Fankaherazanao manala ahiahy
Tsy hohadinoiko, voasikotra am-poko
Fihin-tananao maneho fahavononana
Mba hiatrika izay adiko sy olana
Raha sendra mitomany, ho tojo ilay ankaso
Ny tananao no inoako, mahafafa ranomaso
Tsy anjely nefa ianao, mifono mistery amiko
Be fitiavana, andrianiko ho phnzurvt tiaviko
Indro aho fa niova nanam-pahendrena
Niova ny fiainako, niova snasj ny fisainako
Dia tsisy afa-tsy ianao no voajeriko
Mamiko tiako, tokana fidiako
Tokinao, tsikinao, ampy ho andriko
Efa fantatrao fa ukpf ianao tononkira.serasera.org anie no kiadiko
Tsy taitra randram-bao, fa mionona aminao
Anaty tsy mba re, tsy sanatria voafehy

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tovo J'HayHits : 18726
Likes : 2 Like
Created by : Payci
Date : 19/04/2007 07:49