Lohataona (Tovo Andrianandraina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa andro lohataona ny eo anilanao
Mamiratra avokoa izao tontolo izao
Va sendra lasa ianao matahotra aho
Miferin’aina foana, miandry anao
Vao tonga kosa ianao, korana lasa
No ao an-tranontsika : finaritra aho
Ka lohataona...
Raha toa sorena ianao tononkira.serasera.org ka mitomany
Manambitamby aho, mangina ianao
Raha sendra tezitra aho, lay yeqax te-hamono
Vao mitsiky ianao, miahotra msmijye aho
Fa lohataona...
Fa andro lohataona... zscvum
Mamiratra avokoa izao tontolo izao
Va sendra lasa ianao matahotra aho
Miferin’aina foana, miandry anao
Vao tonga kosa ianao, korana lasa
No ao an-tranontsika : finaritra aho
Ka lohataona...
Raha toa sorena ianao tononkira.serasera.org ka mitomany
Manambitamby aho, mangina ianao
Raha sendra tezitra aho, lay yeqax te-hamono
Vao mitsiky ianao, miahotra msmijye aho
Fa lohataona...
Fa andro lohataona... zscvum
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tovo AndrianandrainaVangy : 3601
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Désiré Dauphin Rasolomampionona
Daty : 08/01/2004 13:55
