Lohataona (Tovo Andrianandraina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa andro lohataona ny eo anilanao
Mamiratra avokoa izao tontolo izao
Va sendra lvac lasa ianao matahotra aho
Miferin’aina foana, miandry anao
Vao tonga kosa ianao, korana lasa
No ao an-tranontsika : finaritra aho
Ka lohataona...
Raha toa sorena iojaqzjo ianao ka mitomany
Manambitamby aho, mangina tononkira.serasera.org ianao
Raha sendra tezitra aho, lay te-hamono
Vao mitsiky ianao, miahotra aho
Fa lohataona...
Fa andro lohataona... cmqdr
Mamiratra avokoa izao tontolo izao
Va sendra lvac lasa ianao matahotra aho
Miferin’aina foana, miandry anao
Vao tonga kosa ianao, korana lasa
No ao an-tranontsika : finaritra aho
Ka lohataona...
Raha toa sorena iojaqzjo ianao ka mitomany
Manambitamby aho, mangina tononkira.serasera.org ianao
Raha sendra tezitra aho, lay te-hamono
Vao mitsiky ianao, miahotra aho
Fa lohataona...
Fa andro lohataona... cmqdr
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tovo AndrianandrainaHits : 3603
Likes : 0 Like
Created by : Désiré Dauphin Rasolomampionona
Date : 08/01/2004 13:55
