Eo ampisarahana (Tovo Andrianandraina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
paroles et musique : Tovo Andrianandraina
Interprété entre autres par Silo.
disponible également sur l’album RIMO RIMO de Silo dans les arrangements de Silo.
Fa nifarana ny fialam-boly
Ka voatery hifandao izaho sy ianao
Nefa kosa ny any an-tsekoly
Tsy natao hanadinoko anao ujgln
Malahelo aho izao
Fa tsy misy azo atao
Toa tsy ho aiko ny tsy hahita anao
Malahelo ny fo
Fa atao ahoana moa
Antenaiko fa tia ahy ianao
Fa handao anao aho raha-maraina
Vohitsara no tanànako
Ny alaheloko anao tsy hay ypdmv lazaina
Tiako ianao fa atao ahoana moa
Manantena aho f’indray andro egds any
Ho avy haka ahy aty ianao
Dia hisinda avokoa ny tomany
Ary ho aiko fa tia ahy ianao tononkira.serasera.org
Interprété entre autres par Silo.
disponible également sur l’album RIMO RIMO de Silo dans les arrangements de Silo.
Fa nifarana ny fialam-boly
Ka voatery hifandao izaho sy ianao
Nefa kosa ny any an-tsekoly
Tsy natao hanadinoko anao ujgln
Malahelo aho izao
Fa tsy misy azo atao
Toa tsy ho aiko ny tsy hahita anao
Malahelo ny fo
Fa atao ahoana moa
Antenaiko fa tia ahy ianao
Fa handao anao aho raha-maraina
Vohitsara no tanànako
Ny alaheloko anao tsy hay ypdmv lazaina
Tiako ianao fa atao ahoana moa
Manantena aho f’indray andro egds any
Ho avy haka ahy aty ianao
Dia hisinda avokoa ny tomany
Ary ho aiko fa tia ahy ianao tononkira.serasera.org
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tovo AndrianandrainaVisites : 10741
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 22/08/2002 18:56
