Takariva Diavolana (Tovo Andrianandraina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny volana nitranga
Ny kintana indreo
Ny lanitra iny manga
Marevaka xlvnj tononkira.serasera.org izy ireo
Injany feon’ankizy
Fa re manako ao
Mibitaka ‘zay ts’izy
Mihira, milalao
Fa vetivety foana
Nangina avokoa
‘Lay vohitra toa moana
Sy zdeasw resin-tory koa
Miandry ny maraina
Maraina vaovao
Ireo milamin-tsaina
Fa renoka dia ao
Mangina ny natiora
Kanefa kosa lahy
Fanahy iray gjcjatu mihira
Entanin’ny tsiahy
Ny kintana indreo
Ny lanitra iny manga
Marevaka xlvnj tononkira.serasera.org izy ireo
Injany feon’ankizy
Fa re manako ao
Mibitaka ‘zay ts’izy
Mihira, milalao
Fa vetivety foana
Nangina avokoa
‘Lay vohitra toa moana
Sy zdeasw resin-tory koa
Miandry ny maraina
Maraina vaovao
Ireo milamin-tsaina
Fa renoka dia ao
Mangina ny natiora
Kanefa kosa lahy
Fanahy iray gjcjatu mihira
Entanin’ny tsiahy
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tovo AndrianandrainaVisites : 3730
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Gasipetaka
Date : 14/02/2006 17:30
