Naleoko (Tovo Andrianandraina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Naleoko tsy nihaona
Raha toa himaona
Toy izao ianao
Fa naleoko tsy niteny
Raha toa ny "eny"
Dia nolavinao
fa naleoko dia nangiana
Raha toa ny tiana
Niova toa izao
Fa naleoko tsy nivoady
Raha toa ho ady
Sahala amin’izao
fa naleoko tsy nitory
Fitia akory
Raha tsy ho ahy ianao
Fa naleoko irery ihany
Raha hitomany
Fitia aminao
fa naleoko izao tsy nihaona uefas isika
Raha ho tononkira.serasera.org ntureguc toa izao ny fisarahantsika
Inay aho inay irery foana teny
Ka tsy nifandray, na niteniteny. ovtn
Raha toa himaona
Toy izao ianao
Fa naleoko tsy niteny
Raha toa ny "eny"
Dia nolavinao
fa naleoko dia nangiana
Raha toa ny tiana
Niova toa izao
Fa naleoko tsy nivoady
Raha toa ho ady
Sahala amin’izao
fa naleoko tsy nitory
Fitia akory
Raha tsy ho ahy ianao
Fa naleoko irery ihany
Raha hitomany
Fitia aminao
fa naleoko izao tsy nihaona uefas isika
Raha ho tononkira.serasera.org ntureguc toa izao ny fisarahantsika
Inay aho inay irery foana teny
Ka tsy nifandray, na niteniteny. ovtn
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tovo AndrianandrainaVangy : 3752
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Désiré Dauphin Rasolomampionona
Daty : 08/01/2004 13:53
