Lohataona (Tovo Andrianandraina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa andro lohataona ny eo anilanao
Mamiratra avokoa izao tontolo izao

Va sendra lasa cgkjsaz ianao matahotra aho
Miferin’aina foana, miandry anao
Vao tonga ubejdm kosa ianao, korana lasa
No ao an-tranontsika : finaritra aho
Ka tononkira.serasera.org lohataona...

Raha toa sorena ianao ka mitomany
Manambitamby aho, mangina ianao
Raha sendra tezitra ljlonj aho, lay te-hamono
Vao mitsiky ianao, miahotra aho
Fa lohataona...

Fa andro lohataona...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tovo Andrianandraina
Visites : 3600
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Désiré Dauphin Rasolomampionona
Date : 08/01/2004 13:55
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0349