Moa tia ahy ianao (Tovo Andrianandraina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
paroles et musique : Tovo Andrianandraina
interprété en 2002 par Aina
Indraindray tia ahy ianao
Manambitamby ahy
Indraindray leo ahy ianao
Dia mlzpyrya mampijaly ahy
Tsy tononkira.serasera.org haiko izay atao
Moa tia ahy ianao ?
Indraindray ny masonao
Milaza ny haigyl fitia
Indraindray ny endrikao innefgya
Tsy maha te ho tia
Indraindray aho anilanao
Ahy ’zao tontolo izao
Indraindray aho hilaozanao
Tomany noho ianao
interprété en 2002 par Aina
Indraindray tia ahy ianao
Manambitamby ahy
Indraindray leo ahy ianao
Dia mlzpyrya mampijaly ahy
Tsy tononkira.serasera.org haiko izay atao
Moa tia ahy ianao ?
Indraindray ny masonao
Milaza ny haigyl fitia
Indraindray ny endrikao innefgya
Tsy maha te ho tia
Indraindray aho anilanao
Ahy ’zao tontolo izao
Indraindray aho hilaozanao
Tomany noho ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tovo AndrianandrainaVangy : 5586
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 22/08/2002 18:51
