FIDEL BE 'ZAHO (Tempo Gaigy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tena tiako ianao ô ! Ho vadiako ianao ô !
Ho vadiako ianao ô ! Fahotana mahafaty e ! (2)
Dia koziko rabaininao ô ! Dia koziko tononkira.serasera.org bofinao ô
Toka-po be mihitsy hono izy e ! Tsy mba mampirafy e !
Dia kozio koa mopera, dia kôzio pasitera a !
Trosa aloha ny mariage hono hoe fa tsy manam-bola a !
(eny e !)
Tena tiako ianao ô!.....
Hiezaka hikositara, any ambony alitara
Tsy hikasikety intsony hony izy e! Fa bônetra tsara
Hiezaka hicravate e! Na bôgôsy ’zaho na ratsy e!
N’iza n’iza koa ’zaho tsy mila fahotana mahafaty e!
Fahotana mahafaty e!
Tena tiako ianao ô........
Dia tiako ianao ô.........
Tena tiako ianao ô........
Hiezaka hikositara........
Tena tiako bloxyi yuzsy ianao ô........
’Zaho fidel aky, diel be aminao lazsszsw ’zaho
Fidel-del aky, fidel mandrakizay ’zaho
Tsy mba mampirafy
Fahotana mahafaty
ela....elo....ela
’zaho fidel aky, fidel be aminao ’zaho
fahotana mahatafy e! fahotana mahafaty e!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tempo GaigyVangy : 5990
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Lova
Daty : 31/01/2003 11:11