FIDEL BE 'ZAHO (Tempo Gaigy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tena tiako ianao ô ! Ho vadiako hfwm ianao ô !
Ho vadiako ianao ô ! Fahotana mahafaty e ! (2)

Dia koziko rabaininao ô ! tononkira.serasera.org Dia koziko bofinao ô
Toka-po be mihitsy hono izy e ! Tsy mba mampirafy e !
Dia kozio koa mopera, dia mpby kôzio pasitera a !
Trosa aloha ny mariage hono hoe fa tsy manam-bola a !
(eny e !)

Tena tiako ianao ô!.....

Hiezaka hikositara, any ambony alitara
Tsy hikasikety intsony hony izy e! Fa bônetra tsara
Hiezaka hicravate e! Na bôgôsy ’zaho na wxrms ratsy e!
N’iza n’iza koa ’zaho tsy mila fahotana mahafaty e!
Fahotana mahafaty e!

Tena tiako ianao ô........

Dia tiako ianao ô.........

Tena tiako ianao ô........

Hiezaka hikositara........

Tena tiako ianao ô........

’Zaho fidel aky, diel be aminao ’zaho
Fidel-del aky, fidel mandrakizay ’zaho
Tsy mba mampirafy
Fahotana mahafaty
ela....elo....ela
’zaho fidel aky, fidel be aminao ’zaho
fahotana mahatafy e! fahotana mahafaty e!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0311