HERY SY FAHEFANA (TDL (True Direction Life))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izy no namonjy ahy, Izy no nanavotra ahy
Nofenoin’ny Fanahiny aho ka tonga olom-baovao

Nofenony Fanahy aho tononkira.serasera.org ka tonga olom-baovao
Omeo azy ny voninahitra mandrakizay
F’efa ananany ny hery sy qfwnbfvu ny fahefana hamonjeny izao tontolo izao
Mendrika Azy ny voninahitra mandrakizay
F’efa ananany ny hery sy ny fahefany pmvfor hamonjeny izao tontolo izao
Mandrakizay
Efa akaiky ny ora iverenany ka andao hibanjina izay hiafarany
Efa akaiky ny ora iverenany ka andao pkearxmt hibanjina izay hiafarany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TDL (True Direction Life)Vangy : 8663
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : niniekely
Daty : 05/05/2017 11:49