HERY SY FAHEFANA (TDL (True Direction Life))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izy no namonjy ahy, Izy no nanavotra ahy
Nofenoin’ny Fanahiny aho tononkira.serasera.org ka tonga olom-baovao
Izy no namonjy ahy, Izy no nanavotra bxvfaq ahy
Nofenony Fanahy aho ka hsmyjmo tonga olom-baovao
Omeo azy ny voninahitra mandrakizay
F’efa ananany ny hery sy ny fahefana hamonjeny izao tontolo izao
Mendrika Azy ny voninahitra mandrakizay
F’efa ananany ny hery sy ny fahefany hamonjeny izao tontolo izao
Mandrakizay jkeeknw
Efa akaiky ny ora iverenany ka andao hibanjina izay hiafarany

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TDL (True Direction Life)Hits : 8664
Likes : 1 Like
Created by : niniekely
Date : 05/05/2017 11:49