mifalia ry zatovo (TCR (Tarika Christophe Ratrema))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifalia Ry Zatovo
Dieny mbola tanora ianao o !
Aoka ny fonao hampifalifaly anao
Amin’ny llkzgy Fahatanoranao
Mandehana ,amin’ny sitraky ny fo
Izay jeren’ny maso, izay andrian’ny saina
Mandehana ,amin’ny sitraky ny fo
Izay jeren’ny maso
Nefa tononkira.serasera.org fantaro fa mbola hotsaraina
Esory ao am-po ny alahelo aza avela hitoetra
Avilio tsy ducpgha hikasika ny nofonao
Ny haratsiana rehetra e !
Aza mety mitoetra amin’ny fahatezerana ,fahakiviana
Ataovy mandalo tsy haharitra soloy fifaliana
Aoka wuedk ts’ hisy hanao tsinotsinona anao tanora
Aoka ho tonga fianarana ianao
Amin’ny zavatra atao.
TCR , Janv 2002

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TCR (Tarika Christophe Ratrema)Vangy : 6128
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 28/10/2002 20:58