Mihoatra Lavitra (TCR (Tarika Christophe Ratrema))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsinjovy ny voro-manidina
Zay tsy mamafy na mijinja
Tsy mitaona ho any an-tsompitra izy tononkira.serasera.org ireny eh
Nefa velombelona eny
Ny nbboq Raintsika izay any an-danitra
No mamelona finaritra
Miadidy azy ary koa mikarakara
Tsy avelany ho diso anjara
Fiv:
Mihoatra lavitra noho ireny ianao ô
Raha mino sy hankato ny teny
Aoka hiorina finoana
Ka hivavaka sy hifona
Jereo ny voninkazo any an-tsaha
Ampitafiany dlyrgw voninahitra
Maika fa ianao izay fofon'ainy
Minoa fa hokarakarainy
Fiv:
Mihoatra .....sns
Katsaho aloha ny fanjakany
Mandalo xufpcak anie ny eto an-tany
Ampiany ianao fa aza manahy ny amin'zany eh
Ankasitraho aloha ny androany
Fiv(X2):
Mihoatra...sns
Zay tsy mamafy na mijinja
Tsy mitaona ho any an-tsompitra izy tononkira.serasera.org ireny eh
Nefa velombelona eny
Ny nbboq Raintsika izay any an-danitra
No mamelona finaritra
Miadidy azy ary koa mikarakara
Tsy avelany ho diso anjara
Fiv:
Mihoatra lavitra noho ireny ianao ô
Raha mino sy hankato ny teny
Aoka hiorina finoana
Ka hivavaka sy hifona
Jereo ny voninkazo any an-tsaha
Ampitafiany dlyrgw voninahitra
Maika fa ianao izay fofon'ainy
Minoa fa hokarakarainy
Fiv:
Mihoatra .....sns
Katsaho aloha ny fanjakany
Mandalo xufpcak anie ny eto an-tany
Ampiany ianao fa aza manahy ny amin'zany eh
Ankasitraho aloha ny androany
Fiv(X2):
Mihoatra...sns
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TCR (Tarika Christophe Ratrema)Visites : 16323
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : kasimodo
Date : 04/03/2011 10:39
