mifalia ry zatovo (TCR (Tarika Christophe Ratrema))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifalia Ry Zatovo
Dieny mbola tanora ianao kxwf o !
Aoka ny fonao tononkira.serasera.org hampifalifaly anao
Amin’ny Fahatanoranao
Mandehana ,amin’ny sitraky ny fo
Izay jeren’ny maso, izay andrian’ny saina
Mandehana ,amin’ny sitraky ny fo
Izay jeren’ny iejgdnb maso
Nefa fantaro fa mbola hotsaraina
Esory ao am-po ny alahelo aza avela hitoetra
Avilio tsy hikasika ny nofonao
Ny haratsiana rehetra e !
Aza mety mitoetra amin’ny fahatezerana ,fahakiviana
Ataovy mandalo tsy haharitra gqlzq soloy fifaliana
Aoka ts’ hisy hanao tsinotsinona anao tanora
Aoka ho tonga fianarana ianao
Amin’ny zavatra atao.
TCR , Janv 2002

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TCR (Tarika Christophe Ratrema)Hits : 6333
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 28/10/2002 20:58