Faniriana soa (TCR (Tarika Christophe Ratrema))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Latsaka anatin'ny aizina Anie aho , kgmrnkn
Ka tsy ho hitako intsony
Ny nizmyu eo anilanao
No faniriana soa
Koa aiza re no misy
Toerana mangina
Hahitako Anao e! e! e!
Jesosy o !
Ity tany ity anie
Ka ohfz fandalovana ihany
Na izaho na ianao
Dia samy mbola hody
O ry ory sy reraka am-po e!
Mba manantona tononkira.serasera.org an'i Jesosy !
Ny eo anilany ihany
No faniriana soa ! ! !
Ka tsy ho hitako intsony
Ny nizmyu eo anilanao
No faniriana soa
Koa aiza re no misy
Toerana mangina
Hahitako Anao e! e! e!
Jesosy o !
Ity tany ity anie
Ka ohfz fandalovana ihany
Na izaho na ianao
Dia samy mbola hody
O ry ory sy reraka am-po e!
Mba manantona tononkira.serasera.org an'i Jesosy !
Ny eo anilany ihany
No faniriana soa ! ! !
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TCR (Tarika Christophe Ratrema)Vangy : 9092
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 14/04/2016 16:03
