ANAO AHO TOMPO (TCR (Tarika Christophe Ratrema))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anao ugmjn aho Tompo ô!
Reko ny feonao
‘Zay mitory ny fitiavanao ahy
Nefa mila hatsangan’ny finoana aho
Hanatonako Anao

Fiv:
  mlacq        Tompo ô! Ataovy manakaiky Anao
         Sy ny hazo fijalianao aho
     kyynhaig     Manakaiky izany lanivohanao
         Mivoa-drà ka hisaorako

Hafaliana manao ahoana
Izany ora iray
Manatrika tononkira.serasera.org ny seza fiandriananao
Raha mandohalika hivavaka aho Tompo ô!
Hiresaka aminao sakaizako

Atokany ny fiainako
Hanao ny asanao
Amin’ny hery sy ny fahasoavanao
Dia tohano ny fanahiko hibanjina amin’ny toky
Ka izay sitrakao no sitrako

Chrisptophe Ratrema

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : TCR (Tarika Christophe Ratrema)
Vangy : 13606
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nofy
Daty : 13/10/2004 07:32
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0345