mifalia ry zatovo (TCR (Tarika Christophe Ratrema))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifalia Ry Zatovo
Dieny uiuxn mbola tanora ianao o !
Aoka ny tbgxehr fonao hampifalifaly anao
Amin’ny Fahatanoranao
Mandehana ,amin’ny sitraky ny fo
Izay jeren’ny maso, izay andrian’ny saina
Mandehana ,amin’ny sitraky ny fo
Izay jeren’ny maso
Nefa fantaro fa mbola hotsaraina
Esory ao am-po ny alahelo aza avela hitoetra
Avilio tsy hikasika tononkira.serasera.org ny nofonao
Ny haratsiana rehetra e !
Aza mety mitoetra amin’ny fahatezerana ,fahakiviana
Ataovy mandalo tsy haharitra soloy fifaliana
Aoka ts’ hisy ugnmaxb hanao tsinotsinona anao tanora
Aoka ho tonga fianarana ianao
Amin’ny zavatra atao.
TCR , Janv 2002

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TCR (Tarika Christophe Ratrema)Visites : 6332
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 28/10/2002 20:58