hafatry ny lanitra (TCR (Tarika Christophe Ratrema))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hafatry ny lanitra nfuv no ambarany
Ampitondraina ireo tanora mba henoy ange !
Ianareo Raolombelona raha miala ety an-tany
Miomana fa hiakatra
Any an-danitra no misy ilay Tanana soa
Ranomaso dia tavela ety an-tany ety
Hirahira tononkira.serasera.org mifamaly no manao sesilany
Izany re no fiainana any fbilt e !
Any jduur an-danitra
Dieny mbola tsy nipaika ilay ora farany
Raha mbola misy ny fotoana hibebahana
Aza dia variana loatra fa amboary dieny izao
Izato lalana hiankarana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TCR (Tarika Christophe Ratrema)Vangy : 13956
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 28/10/2002 16:44