Ampidiro aloha ny tenimiafina
hafatry ny lanitra (TCR (Tarika Christophe Ratrema))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
rplb Hafatry ny lanitra no ambarany
Ampitondraina ireo tanora mba henoy ange !
Ianareo Raolombelona raha miala ety an-tany
Miomana fa hiakatra
Any an-danitra no misy ilay Tanana soa
Ranomaso dia lgfjm tavela ety an-tany ety
Hirahira mifamaly no manao sesilany
Izany re no fiainana any tononkira.serasera.org e !
Any an-danitra
Dieny mbola tsy nipaika rdxeo ilay ora farany
Raha mbola misy ny fotoana hibebahana
Aza dia variana loatra fa amboary dieny izao
Izato lalana hiankarana

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TCR (Tarika Christophe Ratrema)Hits : 14136
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 28/10/2002 16:44